1 Corinthians 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ronono no nomeko anareo fa tsy ventin-kanina satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, tsy mbola matanjaka aza mandraka ankehitriny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ronono no nomeko hosotroinareo, fa tsy ventin-kanina mahery, satria tsy mbola nahazaka izany ianareo, sady tsy mbola mahazaka ankehitriny aza, noho ianareo mbola ara-batana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ronono no namahanako anareo fa tsy ventin-kanina, satria tsy mbola nozakanareo. Na ankehitriny izao aza, dia tsy mbola zakanareo
Malagasy Bible 1865
Ronono no nomeko anareo, fa tsy ventin-kanina, satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, mbola tsy matanjaka mandraka ankehitriny aza,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ronono no nomeko anareo fa tsy ventin-kanina satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, tsy mbola matanjaka aza mandraka ankehitriny
malagasy
Ronono no nomeko anareo, fa tsy ventin-kanina, satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, mbola tsy matanjaka mandraka ankehitriny aza,