1 Corinthians 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao koa: «NY TOMPO mahalala ny fihevitry ny hendry, fa zava-poana izany» (Sal 94.11).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary koa hoe: « Fantatry ny Tompo ny hevitry ny hendry, ary fantany fa zava-poana izany. »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izao koa: «Fantatry ny Tompo ny fisainan’ny olon-kendry fa zava-poana izany.»
Malagasy Bible 1865
Ary indray: Jehovah no mahalala ny hevitry ny hendry fa zava-poana izany (Sal. 94. 11)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao koa: «NY TOMPO mahalala ny fihevitry ny hendry, fa zava-poana izany» (Sal 94.11).
malagasy
Ary indray: Jehovah no mahalala ny hevitry ny hendry fa zava-poana izany (Sal. 94. 11)