1 Corinthians 3:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka tsy hisy hanao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aza misy manao olona ho reharehany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, aoka tsy hisy hanao olona ho reharehany. Fa anareo ny zavatra rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ka dia aza misy manao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka tsy hisy hanao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra,
malagasy
Ka dia aza misy manao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra: