1 Corinthians 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na i Paoly, na i Apolosy, na i Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy. Izany rehetra izany dia anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa anareo ny zavatra rehetra, na i Paoly, na i Apôlô, na i Sefasy, na izao tontolo izao, na ny fiainana ny zavatra ho avy: anareo avokoa izany rehetra izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na i Paoly, na i Apôlao, na i Petera, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy: anareo avokoa izany rehetra izany;
Malagasy Bible 1865
na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy; dia anareo izany rehetra izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na i Paoly, na i Apolosy, na i Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy. Izany rehetra izany dia anareo;
malagasy
na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy; dia anareo izany rehetra izany;ary ianareo an'i Kristy ary Kristy an'Andriamanitra.