1 Corinthians 3:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ianareo dia an’i Kristy, ary Kristy an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ianareo kosa an’i Kristy, ary i Kristy an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ianareo kosa an’i Kristy, ary i Kristy an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ary ianareo an'i Kristy ary Kristy an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ianareo dia an’i Kristy*, ary Kristy an’Andriamanitra.
malagasy
ary ianareo an'i Kristy ary Kristy an'Andriamanitra.