1 Corinthians 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha hoy ny iray: Izaho dia an’i Paoly, ary ny iray kosa: Izaho dia an’i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny iray hanao hoe: «Izaho an’i Paoly,» ny iray kosa hanao hoe: «Izaho an’i Apôlô,» moa tsy olombelona ihany va ianareo amin’izany? Fa inona àry i Apôlô, ary inona koa i Paoly?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hoy ny anankiray hoe: «Izaho an’i Paoly», ary hoy kosa ny anankiray hoe: «Izaho an’i Apôlao », moa tsy ny fanaon’olombelona ve no ataonareo?
Malagasy Bible 1865
Fa raha hoy ny anankiray: Izaho an'i Paoly, ary ny anankiray kosa: Izaho an'i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha hoy ny iray: Izaho dia an’i Paoly, ary ny iray kosa: Izaho dia an’i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo?
malagasy
Fa raha hoy ny anankiray: Izaho an'i Paoly, ary ny anankiray kosa: Izaho an'i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo?