1 Corinthians 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona moa i Apolosy, ary inona moa i Paoly? Mpanompo ihany izy ireo, izay nahatonga anareo ho mpino, dia samy araka ny nomen’ny Tompo azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpandraharaha nahatonga anareo ho mpino fotsiny ireo, samy araka izay nomen’ny Tompo azy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona moa i Apôlao, ary inona moa i Paoly? Mpanompon’Andriamanitra fotsiny izahay, ka nahatonga anareo ho mpino samy araka izay nomen’ny Tompo hataonay avy:
Malagasy Bible 1865
Koa inona moa Apolosy, ary inona moa Paoly? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen'ny Tompo azy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona moa i Apolosy, ary inona moa i Paoly? Mpanompo ihany izy ireo, izay nahatonga anareo ho mpino, dia samy araka ny nomen’ny Tompo azy avy.
malagasy
Koa inona moa Apolosy, ary inona moa Paoly? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen'ny Tompo azy avy.