1 Corinthians 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsinontsinona izay mamboly, na izay manondraka, fa Andriamanitra, izay mampitombo, no tena izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy tsinontsinona na izay mamboly na izay manondraka; fa Andriamanitra Izay mampaniry ihany no Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy izay mamboly na izay manondraka no tena zavatra, fa Andriamanitra Izay mampitsimoka.
Malagasy Bible 1865
Ka dia tsinontsinona izay mamboly, na izay mandena, fa Andriamanitra Izay mampitombo no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsinontsinona izay mamboly, na izay manondraka, fa Andriamanitra, izay mampitombo, no tena izy.
malagasy
Ka dia tsinontsinona izay mamboly, na izay mandena, fa Andriamanitra Izay mampitombo no izy.