1 Corinthians 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iray ihany ny mpamboly sy ny mpanondraka; nefa samy handray izay valim-pitiany avy araka ny fisasarany izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sahala ihany ny mamboly sy ny manondraka; ary samy hovalian’Andriamanitra araka ny fisasarany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitovy ihany izay mamboly sy izay manondraka; ary samy homen’Andriamanitra ny valisoa tandrify azy arakaraka ny fisasarany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary iray ihany ny mpamboly sy ny mpandena; nefa samy handray izay valim-pitiany avy araka ny fisasarany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iray ihany ny mpamboly sy ny mpanondraka; nefa samy handray izay valim-pitiany avy araka ny fisasarany izy ireo.
malagasy
Ary iray ihany ny mpamboly sy ny mpandena; nefa samy handray izay valim-pitiany avy araka ny fisasarany izy.