1 Corinthians 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izahay moa mpiara-miasa amin’Andriamanitra; ary ianareo kosa sahan’Andriamanitra sy trano arafiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izahay dia mpiara-miasa amin’Andriamanitra ary ianareo no sahan’Andriamanitra. Trano aorin’Andriamanitra koa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra ianareo.
malagasy
Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo.