1 Corinthians 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka hataon’ny olona ho mpanompon’i Kristy sy mpitantana fananana ny amin’ny zavamiafina izay an’Andriamanitra izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hataon’ny olona ho mpandraharahan’i Kristy izahay, sy mpitandrina ny misterin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izahay hoheverina ho mpanompon’i Kristy sy ho mpitantana ireo tsiambaratelo momba an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Aoka hataon'ny olona ho mpanompon'i Kristy sy mpitandrina'ny zava-miafina izay an'Andriamanitra izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka hataon’ny olona ho mpanompon’i Kristy* sy mpitantana fananana ny amin’ny zavamiafina izay an’Andriamanitra izahay.
malagasy
Aoka hataon'ny olona ho mpanompon'i Kristy sy mpitandrina'ny zava-miafina izay an'Andriamanitra izahay.