1 Corinthians 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandraka ankehitriny izao dia noana, mangetaheta, tsy manan-kitafy, asiana totohondry ary tsy manam-ponenana izahay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandraka ankehitriny, dia noana izahay, mangetaheta, tsy manan-katafy, fatsahana totohondry, tsy manana antom-ponenana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandraka ankehitriny, dia mijalin’ny hanoanana sy hetaheta izahay; tsy manan-kitafy, velesina, tsy manana antom-ponenana.
Malagasy Bible 1865
Mandraka ankehitriny izao dia noana sy mangetaheta sy tsy manan-kitafy sy asiana totohondry ary tsy manana antom-ponenana izahay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandraka ankehitriny izao dia noana, mangetaheta, tsy manan-kitafy, asiana totohondry ary tsy manam-ponenana izahay;
malagasy
Mandraka ankehitriny izao dia noana sy mangetaheta sy tsy manan-kitafy sy asiana totohondry ary tsy manana antom-ponenana izahay;