1 Corinthians 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
misasatra miasa amin’ny tananay izahay; raha tevatevaina izahay dia misaotra; raha enjehina dia miaritra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary misasatra miasa amin’ny tananay. Ozonina izahay, misaotra; enjehina, mandefitra; endrikendrehina, milefaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miasa mafy izahay mba hahavita tena; raha ozonin’olona, dia mirary soa; raha enjehina, dia miaritra;
Malagasy Bible 1865
Ary misasatra miasa amin'ny tananay izahay; raha tevatevaina izahay, dia misaotra; raha enjehina, dia miaritra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
misasatra miasa amin’ny tananay izahay; raha tevatevaina izahay dia misaotra; raha enjehina dia miaritra;
malagasy
Ary misasatra miasa amin'ny tananay izahay; raha tevatevaina izahay, dia misaotra; raha enjehina, dia miaritra;