1 Corinthians 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha endrikendrehina dia mamaly amin’ny fahalemem-panahy kosa; atao toy ny fakofakon’izao tontolo izao izahay, dia fakon’olona rehetra, mandraka ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mova tsy izahay iny no fakon’izao tontolo izao, sy faditry ny olona rehetra, mandraka ankehitriny izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha endrikendrehina, dia mamaly teny malefaka. Mova tsy tonga fakofakon’izao tontolo izao sy faraidin’ny olona rehetra izahay, mandraka ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
raha tenenina mafy, dia mamaly teny moramora kosa; atao toy ny faditr'izao tontolo izao izahay, dia faikan'ny olona rehetra, mandraka ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha endrikendrehina dia mamaly amin’ny fahalemem-panahy kosa; atao toy ny fakofakon’izao tontolo izao izahay, dia fakon’olona rehetra, mandraka ankehitriny.
malagasy
raha tenenina mafy, dia mamaly teny moramora kosa; atao toy ny faditr'izao tontolo izao izahay, dia faikan'ny olona rehetra, mandraka ankehitriny.