1 Corinthians 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na manana mpampianatra iray alina ao amin’i Kristy aza ianareo dia tsy maro akory ny rainareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin’i Kristy Jesosy tamin’ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria na dia ho iray alina aza ny mpampianatra anareo ao amin’i Kristy, dia tsy maro ray ianareo, fa izaho ihany no niteraka anareo tamin’ny Evanjely ao amin’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia miisa iray alina aza ny mpanabe anareo amin’izao maha kristianina anareo izao, dia tsy maro ray tsy akory ianareo: izaho no rainareo ka nahatonga anareo ho tafaray amin’i Kristy Jesoa tamin’ny alalan’ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin'i Kristy aza ianareo, dia tsy maro ray ianareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny filazantsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na manana mpampianatra iray alina ao amin’i Kristy* aza ianareo dia tsy maro akory ny rainareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin’i Kristy Jesosy tamin’ny Filazantsara.
malagasy
Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin'i Kristy aza ianareo, dia tsy maro ray ianareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny filazantsara.