1 Corinthians 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mandrisika anareo aho: Manahafa ahy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihanta aminareo aho, aoka ho mpaka tahaka ahy ianareo, toy ny nianarako an’i Kristy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa miangavy anareo aho: manahafa ahy.
Malagasy Bible 1865
Koa mananatra anareo aho: manahafa ahy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mandrisika anareo aho: Manahafa ahy ianareo.
malagasy
Koa mananatra anareo aho: manahafa ahy ianareo.