1 Corinthians 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia nirahiko ho any aminareo i Timoty, zanako malalako sady mahatoky ao amin’ny Tompo, koa izy no hampahatsiaro anareo ny fombam-piainako rehetra ao amin’i Kristy, tahaka ny ampianariko amin’ny fiangonana rehetra eny tontolo eny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izany ihany no nanirahako ho etỳ aminareo an’i Timote, zanako malalako sady mahatoky ao amin’ny Tompo, mba hampahatsiaro anareo izay lala-nodiaviko ao amin’i Kristy, sy izay fampianarana fanaoko hatraiza hatraiza amin’ny Eglizy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia alefako atỳ aminareo i Timôty, zanaka malalako sady mahatoky amin’ny fanompoana ny Tompo. Izy no hampahatsiaro anareo ireo lalana nodiaviko nahatafaray ahy amin’i Kristy Jesoa, araka izay ampianariko amin’ny Fiangonana rehetra hatraiza hatraiza.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia nirahiko ho any aminareo Timoty, zanako malalako sy mahatoky ao amin'ny Tompo, ka izy no hampahatsiaro anareo ny fanaoko ao amin'i Kristy, tahaka ny ampianariko ao amin'ny fiangonana rehetra eny tontolo eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia nirahiko ho any aminareo i Timoty, zanako malalako sady mahatoky ao amin’ny Tompo, koa izy no hampahatsiaro anareo ny fombam-piainako rehetra ao amin’i Kristy, tahaka ny ampianariko amin’ny fiangonana rehetra eny tontolo eny.
malagasy
Ary noho izany dia nirahiko ho any aminareo Timoty, zanako malalako sy mahatoky ao amin'ny Tompo, ka izy no hampahatsiaro anareo ny fanaoko ao amin'i Kristy, tahaka ny ampianariko ao amin'ny fiangonana rehetra eny tontolo eny. [ Gr. lalako]