1 Corinthians 4:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mirehareha ny sasany ary ohatry ny hoe tsy mikasa ho avy any aminareo iny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy mirehareha satria ataony fa tsy ho tonga any aminareo intsony aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy manko taminareo nirehareha hoatra ny tsy ho tonga hitsidika anareo iny aho.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sasany mirehareha hoatra ilay tsy mikasa ho avy any aminareo iny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mirehareha ny sasany ary ohatry ny hoe tsy mikasa ho avy any aminareo iny aho.
malagasy
Fa ny sasany mirehareha hoatra ilay tsy mikasa ho avy any aminareo iny aho.