1 Corinthians 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho avy any aminareo haingana anefa aho, raha sitrapon’ny Tompo, dia ho fantatro izay herin’ireo mpirehareha ireo, fa tsy ny fiteniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho avy faingana anefa aho, raha sitraky ny Tompo, ka tsy ny fitenin-dry zareo mirehareha no ho hitako, fa ny asa vitany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ho avy faingana hitsidika anareo aho, raha sitrapon’ny Tompo; ary tsy izay tenin’ireo mpirehareha no hofantariko fa izay zavatra vitany.
Malagasy Bible 1865
Fa ho avy any aminareo faingana aho, raha sitrapon'ny Tompo, dia ho fantatro izay herin'ireo mpirehareha ireo, fa tsy ny fiteniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho avy any aminareo haingana anefa aho, raha sitrapon’ny Tompo, dia ho fantatro izay herin’ireo mpirehareha ireo, fa tsy ny fiteniny.
malagasy
Fa ho avy any aminareo faingana aho, raha sitrapon'ny Tompo, dia ho fantatro izay herin'ireo mpirehareha ireo, fa tsy ny fiteniny.