1 Corinthians 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha izany, izay ilaina amin’ny mpitantana fananana dia ny ho mahatoky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mpitandrim-pananana, dia ny ho samy mahatoky no ilaina indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hany takîna amin’ny mpitantana dia ny ho hita fa olona mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Ary raha izany, dia fantatrareo fa ny mpitandrina dia tokony ho olona mahatoky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha izany, izay ilaina amin’ny mpitantana fananana dia ny ho mahatoky.
malagasy
Ary raha izany, dia fantatrareo fa ny mpitandrina dia tokony ho olona mahatoky. [ Gr: mpitandrina fananana]