1 Corinthians 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy amin’ny teny ny fanjakan’Andriamanitra fa amin’ny hery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ny fanjakan’Andriamanitra tsy teny foana fa asa atao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanjakàn’Andriamanitra dia tsy teny foana fa hery mahavita zavatra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanjakan'Andriamanitra tsy amin'ny teny, fa amin'ny hery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy amin’ny teny ny fanjakan’Andriamanitra fa amin’ny hery.
malagasy
Fa ny fanjakan'Andriamanitra tsy amin'ny teny, fa amin'ny hery.Inona ary no tianareo? Ho avy aminareo mitondra tsorakazo va aho, sa amin'ny fitiavana sy ny fahalemem-panahy?