1 Corinthians 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no tianareo? Ho avy aminareo mitondra tsorakazo va aho, sa amin’ny fitiavana sy ny fahalemem-panahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no tianareo? Tsora-kazo ve no hoentiko mankany aminareo, sa fitiavana sy halemem-panahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka asa izay tianareo: ho avy hitsidika anareo aho, ka tsorakazo ve no hoentiko sa fo feno fitiavana sy fahalemem-panahy?
Malagasy Bible 1865
Inona ary no tianareo? Ho avy aminareo mitondra tsorakazo va aho, sa amin'ny fitiavana sy ny fahalemem-panahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no tianareo? Ho avy aminareo mitondra tsorakazo va aho, sa amin’ny fitiavana sy ny fahalemem-panahy?
malagasy
Inona ary no tianareo? Ho avy aminareo mitondra tsorakazo va aho, sa amin'ny fitiavana sy ny fahalemem-panahy?