1 Corinthians 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny amiko, dia tsy mampaninona ahy velively, na hotsarainareo aho na hotsarain’olona; fa ny tenako aza dia tsy mitsara ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny amiko, dia tsy mampaninona ahy na hotsarainareo aho, na hotsarain’ny andron’ny olona; fa na izaho aza tsy mitsara tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izaho dia tsy mampaninona ahy velively na hotsarainareo, na handia fitsaran’olombelona; fa na ny mitsara ny tenako aza tsy ataoko.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny amiko, dia ataoko ho zavatra kely foana, na hotsarainareo aho, na hotsarain'olona fa ny tenako aza tsy mitsara ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny amiko, dia tsy mampaninona ahy velively, na hotsarainareo aho na hotsarain’olona; fa ny tenako aza dia tsy mitsara ahy.
malagasy
Fa raha ny amiko, dia ataoko ho zavatra kely foana, na hotsarainareo aho, na hotsarain'olona fa ny tenako aza tsy mitsara ahy. [ Gr. andron'olona]