1 Corinthians 4:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hitako izay tsiniko, nefa tsy mahamarina ahy izany; fa ny Tompo no mitsara ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy hitako izay tsiniko, nefa tsy mahamarina ahy izany, fa ny Tompo no mpitsara ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy manome tsiny ahy velively ny eritreritro, nefa tsy mahamarina ahy izany fa ny Tompo no mpitsara ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hitako izay tsiniko, nefa tsy mahamarina ahy izany; fa ny Tompo no Mpitsara ahy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hitako izay tsiniko, nefa tsy mahamarina ahy izany; fa ny Tompo no mitsara ahy.
malagasy
Fa tsy hitako izay tsiniko, nefa tsy mahamarina ahy izany; fa ny Tompo no Mpitsara ahy: