1 Corinthians 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ataoko ahoana moa ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa raharahako va ny mitsara izay any ivelany? Ary moa tsy izay ao anaty va no mety hotsarainareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy anjarako ny hanafay an’izay tsy kristianina, fa Andriamanitra no hanafay azy ireo. Tsy hofaizinareo kosa ve ny kristianina namanareo? Fa izao no tenin’ny Soratra Masina: «Esory aminareo ilay olon-dratsy.»
Malagasy Bible 1865
Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ataoko ahoana moa ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?
malagasy
Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?Fa ny any ivelany dia tsarain'Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.