1 Corinthians 5:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny any ivelany dia tsarain’Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
An’Andriamanitra ny mitsara ny any ivelany. Roahy tsy ho ao aminareo intsony ilay mpanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny any ivelany dia tsarain'Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny any ivelany dia tsarain’Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.
malagasy
Fa ny any ivelany dia tsarain'Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.