1 Corinthians 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo indray va no mirehareha! Ary tsy nampalahelo anareo akory izany ka mba hesorina tsy ho ao aminareo ilay nanao izany zavatra izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany ve ka ianareo indray no miavonavona e! ny tenanareo tsy malahelo amin’izany akory; ilay nanao izany tsy noesorinareo tsy ho eo aminareo koa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa ianareo mbola mirehareha ihany. Tsy tokony ho feno alahelo ve ianareo, ka ilay lehilahy namoafady nahavita izany dia ho nakifakareo tsy ho eo aminareo?
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo indray va no mirehareha, ka tsy nampalahelo anareo akory izany, mba hesorina tsy ho ao aminareo ilay nanao izany zavatra izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo indray va no mirehareha! Ary tsy nampalahelo anareo akory izany ka mba hesorina tsy ho ao aminareo ilay nanao izany zavatra izany!
malagasy
Ary ianareo indray va no mirehareha, ka tsy nampalahelo anareo akory izany, mba hesorina tsy ho ao aminareo ilay nanao izany zavatra izany?