1 Corinthians 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana manontolo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mety lahy ny nireharehanareo lozan-tany erỳ! Tsy fantatrareo angaha fa lalivay kely foana dia mampibonaka ny vongan-dafarìna manontolo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mety ve ny fireharehànareo! Tsy fantatrareo ve ilay ohabolana hoe: « Leviora kely foana dia mampibohaka ny koba manontolo »?
Malagasy Bible 1865
Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana manontolo?
malagasy
Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana rehetra?