1 Corinthians 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Esory ny masirasira tranainy mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy isian’ny masirasira anareo. Fa voavono Kristy, Paska ho antsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Esory re ny lalivay ela, mba ho vongana vaovao ianareo, sady efa mofo tsy misy lalivay rahateo ianareo, satria efa voavono i Kristy, izay Paka ho antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Esory io leviora tranainy io, izany hoe ny fahotana, mba ho madio tokoa ianareo; dia ho tonga koba vaovao tsy misy leviora, satria izany rahateo ianareo. Eny, efa voavono i Kristy ilay Zanakondrin’ny Paska ho antsika:
Malagasy Bible 1865
Esory ny masirasira ela, mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy maha-misy masirasira anareo. Fa voavono Kristy, Paska ho antsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Esory ny masirasira tranainy mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy isian’ny masirasira anareo. Fa voavono Kristy*, Paska ho antsika;
malagasy
Esory ny masirasira ela, mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy maha-misy masirasira anareo. Fa voavono Kristy, Paska ho antsika;