1 Corinthians 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa aoka isika hanao andro firavoravoana, tsy amin’ny masirasira tranainy, na amin’ny masirasiran’ny lolompo sy ny haratsiam-panahy, fa amin’ny mofo tsy misy masirasira, dia ny fahadiovam-po sy ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka àry isika hankalaza ny fety, tsy amin’ny lalivay ela, na amin’ny lalivaim-paharatsiana aman-dolom-po, fa amin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ny fahadiovam-po amam-pahamarinana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka dia aoka isika hankalaza ny Paska tsy amin’ny mofo misy leviora tranainy, dia ny leviora manambara fitondrantena tsy valahara sy toe-dratsy; fa amin’ny mofo tsy misy leviora, dia ny mofo manambara fitondrantena madio sy toetra mahitsy.
Malagasy Bible 1865
ka dia aoka isika hanao andro firavoravoana, tsy amin'ny masirasira ela, na amin'ny masirasira lolompo sy faharatsiana, fa amin'ny mofo tsy misy masirasira, dia ny fahadiovam-po sy ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
ka dia aoka isika hanao andro firavoravoana, tsy amin'ny masirasira ela, na amin'ny masirasira lolompo sy faharatsiana, fa amin'ny mofo tsy misy masirasira, dia ny fahadiovam-po sy ny fahamarinana.