1 Corinthians 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanoratra taminareo teo amin’ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin’izay mpijangajanga;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanoratra taratasy taminareo aho, nilaza fa tsy tokony hifanerasera amin’ny mpijangajanga ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ilay taratasy nalefako taminareo, dia izao no voasoratro: aoka ianareo tsy hifanerasera amin’ny olona mpijangajanga.
Malagasy Bible 1865
Nanoratra taminareo teo amin'ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin'izay mpijangajanga;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanoratra taminareo teo amin’ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin’izay mpijangajanga;
malagasy
Nanoratra taminareo teo amin'ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin'izay mpijangajanga;