1 Corinthians 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy aminareo va, raha manana ady amin’ny namany, no sahy handeha hotsarain’ny olona tsy marina fa tsy eo anatrehan’ny olona masina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Adre! hay aminareo dia misy manana ady amin’ny namany, ka sahy mangataka fitsarana amin’ny olona tsy marina, fa tsy amin’ny olona masina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy aminareo manana fifanolanana amin’ny havana kristianina, ahoana no dia ahasahiany mangataka fitsarana amin’ny olona tsy mpino fa tsy amin’ny vahoakan’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Misy aminareo va, raha manana ady amin'ny namany, sahy handeha hotsarain'ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan'ny olona masina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy aminareo va, raha manana ady amin’ny namany, no sahy handeha hotsarain’ny olona tsy marina fa tsy eo anatrehan’ny olona masina?
malagasy
[Ny tsy mahamety ny miady eo anatrehan'ny tsy mino] Misy aminareo va, raha manana ady amin'ny namany, sahy handeha hotsarain'ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan'ny olona masina?