1 Corinthians 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo sy tamin’ny Fanahin’Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa mba toy izany ihany koa ianareo, na ny sasany aminareo saingy efa nosasana, efa nohamasinina, efa nohamarinina tamin’ny Anaran’i Jesoa Kristy Tompo, sy tamin’ny Fanahin’Andriamanitsika ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka izany taloha ny sasany taminareo; saingy efa voasasa ho afaka tamin’ny fahotana ianareo, efa voatokana ho an’Andriamanitra ary efa nekeny ho marina tamin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompo sy tamin’ny Fanahin’ilay Andriamanitsika.
Malagasy Bible 1865
Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy* Tompo sy tamin’ny Fanahin’Andriamanitsika.
malagasy
Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika. [ Gr. efa nanasa tena]