1 Corinthians 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika koa amin’ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanangana ny Tompo ho velona Andriamanitra, ka hanangana antsika amin’ny heriny koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanangana ny Tompo ho velona Andriamanitra, ary isika koa dia hatsangany ho velona araka ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika koa amin'ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika koa amin’ny heriny.
malagasy
Ary Andriamanitra efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika koa amin'ny heriny.