1 Corinthians 6:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va fa momba ny tenan’i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan’i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan’ny vehivavy janga? Sanatria izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatrareo va fa rantsam-batan’i Kristy ny vatanareo? Ka rantsam-batan’i Kristy ve dia halaiko hatao rantsam-batan’ny vehivavy janga e? Sanatria izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatrareo ve fa anisan’ny tenan’i Kristy ny tenanareo? Ka dia hoesoriko ve ny anisan’ny tenan’i Kristy hatao ho anisan’ny tenan’ny vehivavy mpijangajanga? Sanatria!
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo va fa momba ny tena'i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan'i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan'ny vehivavy janga? Sanatria izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va fa momba ny tenan’i Kristy* ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan’i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan’ny vehivavy janga? Sanatria izany!
malagasy
Tsy fantatrareo va fa momba ny tena'i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan'i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan'ny vehivavy janga? Sanatria izany!