1 Corinthians 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin’ny vehivavy janga dia tena iray aminy? Fa hoy Andriamanitra: «Ho nofo iray ihany izy roa» (Gen 2.24).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatrareo va fa izay miray amin’ny vehivavy janga, dia tena iray aminy? araka ny Soratra hoe: Ho nofo iray izy roroa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa tsy fantatrareo fa ny lehilahy mikambana amin’ny vehivavy mpijangajanga dia iray tena aminy? Hoy manko ny Soratra Masina: «Ho tena iray izy roroa.»
Malagasy Bible 1865
Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin'ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin’ny vehivavy janga dia tena iray aminy? Fa hoy Andriamanitra: «Ho nofo iray ihany izy roa» (Gen 2.24).
malagasy
Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin'ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24).