1 Corinthians 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay miray amin’ny Tompo kosa dia iray fanahy Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay miray amin’ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay mikambana amin’ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa izay miray amin'ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay miray amin’ny Tompo kosa dia iray fanahy Aminy.
malagasy
Fa izay miray amin'ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy.