1 Corinthians 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa olom-boavidy ianareo, koa mankalazà an’Andriamanitra amin’ny tenanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa olom-boavidy lafo ianareo. Andriamanitra àry no omeo voninahitra amin’ny vatanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa novidîn’Andriamanitra lafo ho fananany ianareo. Noho izany, ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny tenanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa olom-boavidy ianareo, koa mankalazà an’Andriamanitra amin’ny tenanareo.
malagasy
Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo.