1 Corinthians 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? Mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatrareo va fa hitsara ny Anjely aza isika? Ka mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatrareo ve fa hitsara anjely aza isika? Mainka fa izay raharaha momba izao fiainana izao!
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? Mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao?
malagasy
Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao.