1 Corinthians 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha misy hotsarainareo ny amin’ny momba izao fiainana izao, moa izay ataon’ny fiangonana ho tsinontsinona va no tendrenareo ho mpitsara?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha ady momba ny zavatr’izao fiainana izao no ilanareo fitsarana, na izay farany ambany amin’ny Eglizy aza ve tsy ho azonareo tendrena ho mpitsara amin’izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha zavatra momba izao fiainana izao no ilanareo fitsarana, dia olona ivelan’ny Fiangonana ve no tendrenareo ho mpitsara?
Malagasy Bible 1865
Koa raha misy hotsarainareo ny amin'ny momba izao fiainana izao, moa izay ataon'ny fiangonana ho tsinontsinona va no tendrenareo ho mpitsara?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha misy hotsarainareo ny amin’ny momba izao fiainana izao, moa izay ataon’ny fiangonana ho tsinontsinona va no tendrenareo ho mpitsara?
malagasy
Koa raha misy hotsarainareo ny amin'ny momba izao fiainana izao, moa izay ataon'ny fiangonana ho tsinontsinona va no tendrenareo ho mpitsara?