1 Corinthians 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hampahamenatra anareo no itenenako izany. Hay ve dia tsy mba misy olon-kendry na dia iray akory aza, izay mahay mandamina ny adin’ny rahalahiny eo aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampahamenatra anareo no ilazako izany. Hay, dia tsy misy olon-kendry aminareo, na dia iray aza, mba afa-mamboatra ny adin’ny rahalahiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampahamenatra anareo no itenenako izany. Hay ve tsy misy olon-kendry na dia anankiray aza eo aminareo mba afaka handamina ny fifanolanan’ny samy kristianina?
Malagasy Bible 1865
Hampahamenatra anareo no itenenako izany. Hay! dia tsy misy olon-kendry aminareo, na dia iray akory aza, izay mahay manamboatra ny adin'ny rahalahiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hampahamenatra anareo no itenenako izany. Hay ve dia tsy mba misy olon-kendry na dia iray akory aza, izay mahay mandamina ny adin’ny rahalahiny eo aminareo?
malagasy
Hampahamenatra anareo no itenenako izany. Hay! dia tsy misy olon-kendry aminareo, na dia iray akory aza, izay mahay manamboatra ny adin'ny rahalahiny?