1 Corinthians 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo ianareo indray no manao izay tsy rariny ka manambaka ny rahalahinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo inona, ianareo indray no manao ny tsy rariny, ianareo indray no manambaka, nefa tsy iza ireny, fa havanareo iray finoana ihany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia ianareo indray no manao ny tsy rariny sy manambaka, ary dia ny havanareo iray finoana ihany no anaovanareo izany.
Malagasy Bible 1865
Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na dia ny rahalahinareo aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo ianareo indray no manao izay tsy rariny ka manambaka ny rahalahinareo.
malagasy
Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na dia ny rahalahinareo aza.