1 Corinthians 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ireo zavatra nosoratanareo tamiko dia tsara amin’ny lehilahy raha tsy mikasi-behivavy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ireo zavatra nosoratanareo tamiko, dia tsara raha tsy mikasi-behivavy ny lehilahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny amin’ireo anton-javatra nanoratanareo tamiko dia izao: Tsara ny tsy anambadian’ny lehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ireo zavatra nosoratanareo, dia tsara amin'ny lehilahy raha tsy mikasi-behivavy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ireo zavatra nosoratanareo tamiko dia tsara amin’ny lehilahy raha tsy mikasi-behivavy akory.
malagasy
[Ny amin'ny fanambadiana] Ary ny amin'ireo zavatra nosoratanareo, dia tsara amin'ny lehilahy raha tsy mikasi-behivavy akory.