1 Corinthians 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny manambady dia izao no andidiako azy, nefa tsy izaho fa ny Tompo: Aoka tsy hisaraka amin’ny lahy ny vavy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao kosa no andidiako an’izay manambady, tsy izaho anefa fa ny Tompo: Aoka tsy hiala amin’ny lahy ny vavy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kristianina manambady kosa, dia izao no andidiako azy (tsy izaho fa ny Tompo): aoka ny vehivavy tsy hisaraka amin’ny vadiny;
Malagasy Bible 1865
Ary ny manam-bady dia didiako, nefa tsy izaho, fa ny Tompo: Aoka tsy hiala amin'ny lahy ny vavy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny manambady dia izao no andidiako azy, nefa tsy izaho fa ny Tompo: Aoka tsy hisaraka amin’ny lahy ny vavy
malagasy
Ary ny manam-bady dia didiako, nefa tsy izaho, fa ny Tompo: Aoka tsy hiala amin'ny lahy ny vavy,