1 Corinthians 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa raha misy efa nisaraka dia aoka hitoetra tsy manambady izy, na aoka hody amin’ny lahy; ary aoka ny lahy tsy hisaraka amin’ny vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady izy, na hody amin’ny lahy; toy izany koa ny lahy: aoka tsy handroaka ny vavy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa raha sendra misaraka amin’ny lahy izy, dia aoka tsy hanambady intsony, na aoka hody amin’ny vadiny. Ary ny lehilahy kosa, aoka tsy hanary vady.
Malagasy Bible 1865
(nefa raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady, na aoka hody amin'ny lahy); ary ny lahy aoka tsy hiala amin'ny vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa raha misy efa nisaraka dia aoka hitoetra tsy manambady izy, na aoka hody amin’ny lahy; ary aoka ny lahy tsy hisaraka amin’ny vavy.
malagasy
(nefa raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady, na aoka hody amin'ny lahy); ary ny lahy aoka tsy hiala amin'ny vavy.