1 Corinthians 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy vehivavy manambady tsy mino, ary manaiky hitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy hisaraka aminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha misy vehivavy manam-bady tsy mpino, ka manaiky hiara-mitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy handroaka ny vadiny izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha misy vehivavy kristianina manambady lehilahy tsy mpino, ka te hiara-mitoetra aminy ralehilahy, dia aoka izy tsy hanary an-dralehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy vehivavy manam-bady tsy mino, ka mety mitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy hialany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy vehivavy manambady tsy mino, ary manaiky hitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy hisaraka aminy izy.
malagasy
Ary raha misy vehivavy manam-bady tsy mino, ka mety mitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy hialany izy.