1 Corinthians 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ahoana moa no ahafantaranao, Ravehivavy, na ho voavonjinao ny vadinao na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, Ralehilahy, na ho voavonjinao ny vadinao na tsia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa inona no ahafantaranao, ravehivavy, fa hahavonjy ny vadinao ianao? Na inona no ahafantaranao, ralehilahy, fa hahavonjy ny vadinao ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana moa no ahafantaranao, ramatoa, na hahavonjy ny vadinao tsy mpino ianao na tsia? Ary ahoana moa no ahafantaranao, andriamatoa, na hahavonjy ny vadinao tsy mpino ianao na tsia?
Malagasy Bible 1865
Fa ahoana moa no ahafantaranao, ravehivavy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, ralehilahy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ahoana moa no ahafantaranao, Ravehivavy, na ho voavonjinao ny vadinao na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, Ralehilahy, na ho voavonjinao ny vadinao na tsia?
malagasy
Fa ahoana moa no ahafantaranao, ravehivavy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, ralehilahy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia?