1 Corinthians 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aoka ny olona rehetra samy handeha araka izay anjara nomen’ny Tompo azy sy araka ny niantsoan’Andriamanitra azy avy. Ary izany no andidiako any amin’ny fiangonana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao anefa: samia ihany mandeha araka ny anjara nomen’ny Tompo azy avy, sy araka ny niantsoan’Andriamanitra azy avy; sy araka ny fitsipika omeko ny Eglizy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany, aoka samy hitondra tena araka izay anjara nomen’ny Tompo azy avy, sy araka izay niantsoan’Andriamanitra azy avy. Izany rahateo dia fepetra ataoko ho an’ny Fiangonana rehetra.
Malagasy Bible 1865
Kanefa aoka ny olona rehetra samy handeha araka izay anjarany nomen'ny Tompo azy sy araka ny niantsoan'Andriamanitra azy avy. Ary izany no andidiako ao amin'ny fiangonana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aoka ny olona rehetra samy handeha araka izay anjara nomen’ny Tompo azy sy araka ny niantsoan’Andriamanitra azy avy. Ary izany no andidiako any amin’ny fiangonana rehetra.
malagasy
Kanefa aoka ny olona rehetra samy handeha araka izay anjarany nomen'ny Tompo azy sy araka ny niantsoan'Andriamanitra azy avy. Ary izany no andidiako ao amin'ny fiangonana rehetra.