1 Corinthians 7:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy va efa voafora fony izy voaantso? Aoka izy tsy hiova ho tsy voafora. Misy va tsy mbola voafora fony izy voaantso? Aoka izy tsy hoforana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voafora va no nantsoina? Aoka izy tsy hitady hiova ho tsy voafora. Tsy voafora va no nantsoina? Aoka izy tsy hitady hoforàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona voafora ve no nantsoin’Andriamanitra? Aoka izy tsy hanafoana izany famantarana izany; olona tsy voafora kosa ve no nantsoin’Andriamanitra? Aoka izy tsy hoforana.
Malagasy Bible 1865
Misy nantsoina voafora va? Aoka izy tsy hovana ho tsy voafora. Misy antsoina tsy voafora va? Aoka izy tsy hoforana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy va efa voafora fony izy voaantso? Aoka izy tsy hiova ho tsy voafora. Misy va tsy mbola voafora fony izy voaantso? Aoka izy tsy hoforana.
malagasy
Misy nantsoina voafora va? Aoka izy tsy hovana ho tsy voafora. Misy antsoina tsy voafora va? Aoka izy tsy hoforana.