1 Corinthians 7:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsinontsinona ny famorana ary tsinontsinona ny tsy famorana; fa ny mitandrina ny didin’Andriamanitra no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famorana, tsinontsinona; ny tsy famorana koa tsinontsinona; fa ny fitandremana ny didin’Andriamanitra ihany no tena zavatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinontsinona ny hoe voafora ary tsinontsinona koa ny hoe tsy voafora fa ny fanatanterahana ny didin’Andriamanitra no tena zavatra.
Malagasy Bible 1865
Tsinontsinona ny famorana, ary tsinontsinona ny tsi-famorana; fa ny mitandrina ny didin'Andriamanitra no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsinontsinona ny famorana ary tsinontsinona ny tsy famorana; fa ny mitandrina ny didin’Andriamanitra no izy.
malagasy
Tsinontsinona ny famorana, ary tsinontsinona ny tsi-famorana; fa ny mitandrina ny didin'Andriamanitra no izy.